Demande de renseignements

Auteur  
# 06/02/2016 à 15:08 Rina
Manao ahoana Tomppko.
Mikasa hanao mariage @ dec ho avy izao, ary mahita @ sary sahady fa mahafinaritra ny toerana sy ny manodidina hanananareo.
Afaka andefasanareo mail ve Tompoko azafady ny @ droit de bouchons raha misy, droit d orchestre, prix sakafo, raha manao gâteau ianareo dia ohatrinona ny part par pax.
Details rehetra mihitsy.Satria ts mbola eto tanà zah zao fa vao tadiakatra eto dia handalo.
Misaotra betsaka Tompoko.
Manantena valiny avy aminareo.
Répondre à ce message

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site