demande de prix

Auteur  
# 21/09/2011 à 16:42 Nambinintsoa
bonsoir!
Izao ihany ilay anao mariage ao aminareo amin'ny 12 novembre.Afaka mba mahazo ny prix an'ilay menu sy ny buffet rehetra miaraka amin'ny sary sy ny thème.dia misaotra mialoha.
Répondre à ce message

Vous n'êtes pas autorisé à poster un message sur le forum.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site